Isaia 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ho toy ny gazela hazaina sy ho toy ny andian’ondry tsy misy manangona izy ireo,Ka samy hiverina any amin’ny fireneny avy,Ary samy handositra any amin’ny taniny avy.+
14 Ho toy ny gazela hazaina sy ho toy ny andian’ondry tsy misy manangona izy ireo,Ka samy hiverina any amin’ny fireneny avy,Ary samy handositra any amin’ny taniny avy.+