Salamo 102:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ianao kosa haharitra mandrakizay, Jehovah ô,+Ary ny lazanao* haharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+ Salamo 145:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fanjakana maharitra mandrakizay ny fanjakanao,Ary maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny fitondranao.+ Salamo 146:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho Mpanjaka mandrakizay i Jehovah,+Dia ilay Andriamanitrao, ry Ziona ô, hatramin’ny taranaka fara aman-dimby. Derao i Jah!*
12 Fa ianao kosa haharitra mandrakizay, Jehovah ô,+Ary ny lazanao* haharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.+
13 Fanjakana maharitra mandrakizay ny fanjakanao,Ary maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny fitondranao.+
10 Ho Mpanjaka mandrakizay i Jehovah,+Dia ilay Andriamanitrao, ry Ziona ô, hatramin’ny taranaka fara aman-dimby. Derao i Jah!*