Genesisy 32:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Taorian’izay dia naniraka olona handeha mialoha i Jakoba, ho any amin’i Esao rahalahiny tany amin’ny tany Seira,+ any amin’ny faritr’i* Edoma.+ Deoteronomia 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aza mila ady aminy, fa tsy hisy homeko anareo ny taniny na dia eram-paladia aza. Efa nomeko ho an’i Esao mantsy ny Tendrombohitra Seira.+
3 Taorian’izay dia naniraka olona handeha mialoha i Jakoba, ho any amin’i Esao rahalahiny tany amin’ny tany Seira,+ any amin’ny faritr’i* Edoma.+
5 Aza mila ady aminy, fa tsy hisy homeko anareo ny taniny na dia eram-paladia aza. Efa nomeko ho an’i Esao mantsy ny Tendrombohitra Seira.+