Salamo 137:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Jehovah ô, tsarovyIzay nolazain’ny Edomita tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema. Hoy izy ireo: “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+ Obadia 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho menatra be ianao,+Dia ho ringana mandrakizay,+Satria nahery setra tamin’i Jakoba rahalahinao.+
7 Jehovah ô, tsarovyIzay nolazain’ny Edomita tamin’ny andro nandravana an’i Jerosalema. Hoy izy ireo: “Ravao tanteraka! Ravao hatramin’ny fotony!”+