Ezekiela 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nisy hoatran’ny zavamananaina efatra+ tao anatin’ilay izy, ka samy hoatran’ny bikabikan’olombelona no fahitana azy. Ezekiela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoatr’izao ny tarehin’izy efatra: Tarehin’olona no teo anoloana, tarehin-diona+ no teo ankavanana, tarehin’omby+ no teo ankavia, ary tarehim-boromahery+ no tao aoriana. Apokalypsy 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoatran’ny liona+ ilay zavamananaina voalohany, ary hoatran’ny vantotr’ombilahy+ ilay zavamananaina faharoa. Mitovy amin’ny tarehin’olona ny tarehin’ilay zavamananaina fahatelo,+ ary hoatran’ny voromahery manidina+ ilay zavamananaina fahefatra.+
5 Nisy hoatran’ny zavamananaina efatra+ tao anatin’ilay izy, ka samy hoatran’ny bikabikan’olombelona no fahitana azy.
10 Hoatr’izao ny tarehin’izy efatra: Tarehin’olona no teo anoloana, tarehin-diona+ no teo ankavanana, tarehin’omby+ no teo ankavia, ary tarehim-boromahery+ no tao aoriana.
7 Hoatran’ny liona+ ilay zavamananaina voalohany, ary hoatran’ny vantotr’ombilahy+ ilay zavamananaina faharoa. Mitovy amin’ny tarehin’olona ny tarehin’ilay zavamananaina fahatelo,+ ary hoatran’ny voromahery manidina+ ilay zavamananaina fahefatra.+