Ezekiela 32:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ‘Rehefa tapitra ny ainao, dia hosaronako ny lanitra ary hataoko maizina ny kintana. Hotakonako rahona ny masoandro,Ary tsy hanome hazavana ny volana.+
7 ‘Rehefa tapitra ny ainao, dia hosaronako ny lanitra ary hataoko maizina ny kintana. Hotakonako rahona ny masoandro,Ary tsy hanome hazavana ny volana.+