FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa, dia nampirisihin’i Jehovah hanao fanambarana nanerana ny fanjakany i Kyrosy mpanjakan’i Persa, mba ho tanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia.+ Nataony an-tsoratra koa ilay fanambarana,+ hoe:

      2 “Izao no tenin’i Kyrosy mpanjakan’i Persa: ‘Efa nanome ahy ny fanjakana rehetra eto an-tany i Jehovah Andriamanitry ny lanitra,+ ary naniraka ahy hanorina trano ho azy any Jerosalema,+ any Joda.

  • Isaia 45:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Izao no tenin’i Jehovah amin’ilay voahosotra notendreny, dia i Kyrosy,+

      Ilay notantanako tamin’ny tanany ankavanana,+

      Mba handresy firenena eo alohany,+

      Sy hanala ny fiadiana eny amin’ny* mpanjaka,

      Ary mba hanokatra ny varavarana kopa-droa eo anoloany,

      Amin’izay tsy hakatona ny vavahady:

  • Daniela 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Mbola tany foana i Daniela hatramin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy Mpanjaka.+

  • Daniela 6:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa nilamina ny fiainan’i Daniela nandritra ny fanjakan’i Dariosy+ sy ny fanjakan’i Kyrosy Persianina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara