Matio 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Rehefa mandrehitra jiro ny olona, dia tsy mametraka azy ao ambany sobika* fa eo amin’ny fitoeran-jiro, mba hanazava an’izay rehetra ao an-trano.+ Marka 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy ihany izy tamin’ireo: “Angaha ny jiro apetraka ao ambany sobika* na ao ambany fandriana, fa tsy eo amin’ny fitoeran-jiro?+ Lioka 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Tsy misy olona mandrehitra jiro ka manarona azy amin-javatra, na mametraka azy ao ambany fandriana, fa ataony eo amin’ny fitoeran-jiro kosa izany mba hahita hazavana+ ny olona miditra ao amin’ilay efitra.
15 Rehefa mandrehitra jiro ny olona, dia tsy mametraka azy ao ambany sobika* fa eo amin’ny fitoeran-jiro, mba hanazava an’izay rehetra ao an-trano.+
21 Ary hoy ihany izy tamin’ireo: “Angaha ny jiro apetraka ao ambany sobika* na ao ambany fandriana, fa tsy eo amin’ny fitoeran-jiro?+
16 “Tsy misy olona mandrehitra jiro ka manarona azy amin-javatra, na mametraka azy ao ambany fandriana, fa ataony eo amin’ny fitoeran-jiro kosa izany mba hahita hazavana+ ny olona miditra ao amin’ilay efitra.