Eksodosy 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa mandehana amin’izay fa hanampy anao aho rehefa miteny ianao,* ary hatoroko anao izay tokony holazainao.”+ Asan’ny Apostoly 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary tena nankasitrahan’Andriamanitra i Stefana sady nomeny hery be, ka nahavita fahagagana* sy famantarana lehibe teo amin’ny vahoaka. Asan’ny Apostoly 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy nahatohitra azy anefa izy ireo, satria hita tamin’ny teniny hoe hendry izy sady nampian’ny fanahy masina.+
12 Koa mandehana amin’izay fa hanampy anao aho rehefa miteny ianao,* ary hatoroko anao izay tokony holazainao.”+
8 Ary tena nankasitrahan’Andriamanitra i Stefana sady nomeny hery be, ka nahavita fahagagana* sy famantarana lehibe teo amin’ny vahoaka.
10 Tsy nahatohitra azy anefa izy ireo, satria hita tamin’ny teniny hoe hendry izy sady nampian’ny fanahy masina.+