FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • nwt p. 1378-1379
  • Amosa: Topy Maso

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Amosa: Topy Maso
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mitovitovy Aminy
  • Ny niafaran’ny firenena iray
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-30 — Amosa
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Hampihatra ny Didim-pitsarany Amin’ny Ratsy Fanahy i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
  • Amosa, Bokin’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Amosa: Topy Maso

AMOSA

TOPY MASO

  • 1

    • Teny avy amin’i Jehovah nolazaina tamin’i Amosa (1, 2)

    • Didim-pitsarana satria nikomy foana (3-15)

      • Syria (3-5), Filistia (6-8), Tyro (9, 10), Edoma (11, 12), Amona (13-15)

  • 2

    • Didim-pitsarana satria nikomy foana (1-16)

      • Moaba (1-3), Joda (4, 5), Israely (6-16)

  • 3

    • Hanambara didim-pitsarana (1-8)

      • Mampahafantatra ny tsiambaratelony i Jehovah (7)

    • Fanamelohana an’i Samaria (9-15)

  • 4

    • Fanamelohana an’ireo ombivavin’i Basana (1-3)

    • Esoin’i Jehovah ny fanompoan’ny Israely (4, 5)

    • Tsy niova ny Israely na dia nofaizina aza (6-13)

      • “Miomàna hifanatrika amin’ny Andriamanitrao” (12)

      • ‘Milaza ny heviny amin’ny olona Andriamanitra’ (13)

  • 5

    • Hoatran’ny virjiny nianjera ny Israely (1-3)

    • Mitadiava an’i Jehovah, dia ho velona ianareo (4-17)

      • Ankahalao ny ratsy ary tiavo ny tsara (15)

    • Ho haizina ny andron’i Jehovah (18-27)

      • Tsy hankasitrahan’i Jehovah ny sorona hataon’ny Israely (22)

  • 6

    • Hahita loza ny olona matoky tena! (1-14)

      • Fandriana ivoara; vilia baolina misy divay (4, 6)

  • 7

    • Fahitana mampiseho hoe akaiky ny farany ho an’ny Israely (1-9)

      • Andiam-balala (1-3), afo (4-6), pilao (7-9)

    • Tsy navela haminany intsony i Amosa (10-17)

  • 8

    • Fahitana momba ny harona misy voankazo masaka fahavaratra (1-3)

    • Nomelohina ireo mpampijaly ny mahantra (4-14)

      • Mosary ara-panahy (11)

  • 9

    • Tsy hisy ho afaka handositra ny didim-pitsaran’Andriamanitra (1-10)

    • Hatsangana ny trano rantsankazon’i Davida (11-15)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara