4-H
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany: Fanompoan’i Jesosy farany tany Jerosalema (Fizarana 1)
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
|---|---|---|---|---|---|---|
8 Nisana 33 |
Betania |
Tonga enina andro talohan’ny Paska |
||||
9 Nisana |
Betania |
Nanosotra menaka an’i Jesosy i Maria |
||||
Betania-Betifaga-Jerosalema |
Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema, nitaingina ampondra |
|||||
10 Nisana |
Betania-Jerosalema |
Nanozona ilay aviavy, nanadio indray ny tempoly |
||||
Jerosalema |
Nitady hamono azy ny lehiben’ny mpisorona sy mpanora-dalàna |
|||||
Niteny i Jehovah; nilaza ny hahafatesany i Jesosy; tsy nino ny Jiosy araka ny faminanian’i Isaia |
||||||
11 Nisana |
Betania-Jerosalema |
Fianarana avy amin’ilay aviavy nalazo |
||||
Jerosalema, tempoly |
“Fahefana avy aiza?”; fanoharana: Zanaka mirahalahy |
|||||
Fanoharana: Mpamboly ratsy fanahy, fanasana fampakaram-bady |
||||||
Namaly fanontaniana: Hetra ho an’i Kaisara, fitsanganan’ny maty, ny didy lehibe indrindra |
||||||
Nanontany raha zanak’i Davida i Kristy |
||||||
“Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo” |
||||||
Nidera mpitondratena nandrotsaka vola |
||||||
Tendrombohitra Oliva |
Nilaza ny famantarana ny fanatrehany |
|||||
Fanoharana: Virjiny folo, talenta, ondry sy osy |
||||||
12 Nisana |
Jerosalema |
Nisy nikaon-doha hamono azy |
||||
Nanaiky hamadika azy i Jodasy |
||||||
13 Nisana (Alakamisy tolakandro) |
Jerosalema sy ny manodidina |
Nanomana ny Paska farany |
||||
14 Nisana |
Jerosalema |
Izy sy ny apostoly, nihinana ny Paska |
||||
Nanasa ny tongotry ny apostoly |