FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g98 8/6 p. 30
  • Avy Amin’ny Mpamaky

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avy Amin’ny Mpamaky
  • Mifohaza!—1998
  • Mitovitovy Aminy
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—1998
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—1998
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—1998
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—1998
Hijery Hafa
Mifohaza!—1998
g98 8/6 p. 30

Avy Amin’ny Mpamaky

Teôlôjiana Rosiana Misaotra indrindra noho ny namoahanareo ilay lahatsoratra hoe “Ny Vavolombelon’i Jehovah any Rosia”. (8 Septambra 1997). Feno fanajana an’i Sergei Ivanenko aho ary talanjona ny aminy noho ny nananany herim-po sy faniriana hamoaka an-tsoratra ny fahamarinana momba ny Vavolombelon’i Jehovah.

S. M., Etazonia

Fankahalana Ny fonon’ilay fitohitohizan-dahatsoratra hoe “Nahoana no Betsaka Izaitsizy ny Fankahalana ary Kely Izaitsizy ny Fitiavana?” (8 Septambra 1997) no iray amin’ireo fonony tsara indrindra amin’ny gazety nataonareo pirinty hatramin’izay. Nanampy ahy hahita mazava kokoa ny antony tsy itokian’ny olona amin’ireo vahiny sy ireo olona hafa kolontsaina ireo lahatsoratra ireo.

J. M., Etazonia

Tantarana Mpanao Sokitra Nanafana ny foko ny namaky ilay lahatsoratra hoe “Mieux que la gloire”, izay fitantarana ny zavatra niainan’i Celo Pertot. (22 Aogositra 1997, frantsay). Talohan’ny nahatongavako ho Kristiana, dia nanao ny mozika sy ny teatira ho anton’asako, aho. Ny alina talohan’ny batisako, dia naharay antso an-tariby avy tamin’ireo mpanoratra andian-tantara be mpitia iray, ao amin’ny televiziona, aho. Rehefa nilaza taminy aho fa efa tsy mpampiala voly intsony, dia hoy izy ireo: “Adala angaha ianao?” Toa an’i Celo Pertot, dia tsapako fa nitahy be dia be ny fanapahan-kevitra nataoko i Jehovah.

R. F., Etazonia

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara