FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Artema”
  • Artema

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Artema
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Tykiko
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tykiko, Mpiara-manompo Azo Nitokiana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
  • Titosy — ‘Mpiara-miasa ho Fanasoavana Anareo’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
  • Nikopolia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Artema”

ARTEMA

(Artemà).

Mpiara-miasa tamin’i Paoly. Nikasa ny haniraka an’i Artema tany amin’i Titosy tany Kreta i Paoly (Tit 3:12), angamba mba hisolo an’i Titosy tany, ka hahafahany hankany amin’i Paoly tany Nikopolia. Nilaza i Paoly tamin’izay fa haniraka an’i Artema na i Tykiko izy. Azo inoana fa matoa izy afaka nifidy toy izany, dia satria tsara laza koa i Artema. Tsara laza mantsy i Tykiko, raha jerena ny tenin’i Paoly ao amin’ny Efesianina 6:21, 22.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara