FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Zebedio”
  • Zebedio

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zebedio
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Salome
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jaona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nantsoina hoe “Zanaky ny Varatra” Izy Ireo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Zebedio”

ZEBEDIO

(Zebedìo) [mety ho avy amin’ny fototeny heb. midika hoe “manome”].

Rain’i Jakoba sy Jaona, izay samy apostolin’i Jesosy. (Mt 4:21, 22; 10:2; 26:37; Mr 3:17; 10:35; Lk 5:10; Jn 21:2) Maro no mihevitra fa vadin’i Zebedio i Salome, sady rahavavin’i Maria renin’i Jesosy. Raha izany no izy, dia dadatoan’i Jesosy i Zebedio (satria vadin’ny rahavavin-dreniny), ary zanak’olo-mpiray tam-po i Jesosy sy Jakoba ary Jaona.​—Mt 27:56; Mr 15:40; Jn 19:25; jereo SALOME No. 1.

Nanarato tao amin’ny Ranomasin’i Galilia no fiveloman’i Zebedio, ary azo inoana fa nandeha tsara ny asany satria nisy mpikarama niara-niasa taminy. (Mr 1:16, 19, 20) Afaka nikarakara an’izay nilain’i Jesosy i Salome vadin’i Zebedio. (Mr 15:40, 41) Tsy fantatra raha nanara-dia an’i Kristy i Zebedio na tsia. Ny vady aman-janany kosa afaka nanao izany malalaka.​—Mt 20:20.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara