Mpitari-dalana azo ampiasaina iray ho sarobidy aminao
Ny olona iray anisan’ny biraon’ny fanabeazana dia nahita anankiray tamin’ny boky Votre jeunesse — Comment en tirer le meilleur parti tao amin’ny mpitsabo iray, ka nanomboka namaky azy. Rehefa nomena anankiray tamin’izany izy dia nanoratra izao manaraka izao tao amin’ny taratasy fisaorana iray:
“Hampiasaiko be dia be ny fahendrena raketiny. Handramako koa ny hampandray soa avy aminy ny fanahy be fanahiana kely rehetra hitako isan’andro ao amin’ny sekolinay (...). Isaorako ny lanitra ny nahalalako azy tao anatin’ny fahatanorako sy ny nananako fahendrena namaky azy sy nampihatra azy. Hotanako akaiky foana izy io mba hahatonga ireo zafikeliko ho afaka handray soa amin’ny fanampiany koa.”
Ianao koa afaka mahazo an’io boky fianarana tsara dia tsara io. Raha maniry izany ianao, dia avereno amin’ny anankiray amin’ny adiresy voalaza ao amin’ny pejy faharoa amin’ity gazety ity ny tapakila famaliana eto ambany.
Aza fady mba ampahafantaro ahy ny fomba mety hahazoako ilay boky hoe Votre jeunesse — Comment en tirer le meilleur parti.