FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w03 1/7 p. 8
  • Ny Karazana Fitiavana Ambony Indrindra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Karazana Fitiavana Ambony Indrindra
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Mitovitovy Aminy
  • Miezaka Maneho An’ilay Tena Fitiavana ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • “Ny fitiavana no lehibe amin’ireo”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
  • Ny Fitiavana (Agape) — Ny Izy sy ny Tsy Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
  • “Ambonin’ny Zavatra Rehetra, dia Mifankatiava Fatratra”
    Miambena Hatrany!
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
w03 1/7 p. 8

Ny Karazana Fitiavana Ambony Indrindra

MAZÀNA no nadika avy tamin’ny teny grika hoe a·gaʹpe ny teny hoe “fitiavana”, ao amin’ny Soratra Grika Kristianina, na Testamenta Vaovao.

Manazava an’io teny io ny boky Fahatakarana ny Hevitry ny Soratra Masina (frantsay).a Voalaza ao fa tsy fihetseham-po tsapa amin’ny olona iraiketan’ny fo fotsiny akory ny a·gaʹpe. Misy toro lalana mifehy azy io. An-tsitrapo tanteraka no anehoana azy, ary raisina ho toy ny adidy, satria izay no mety. Tena mitady izay hahasoa ny hafa, araka ny tokony ho izy, koa ny a·gaʹpe. Mahatonga ny olona ho tia ny fahavalony ny fitiavana a·gaʹpe, sady mitarika azy hanaraka hatrany ny toro lalana marina, fa tsy hamaly faty.

Milaza fihetseham-po lalina koa ny a·gaʹpe. Hoy ny apostoly Petera: “Mifankatiava fatratra”, na mifanehoa fitiavana a·gaʹpe. (1 Piera 4:8, Fandikan-teny Katolika) Tsy ny saina ihany àry no tafiditra amin’ny a·gaʹpe, fa ny fo koa. Nahoana raha mandinika ny herin’io karazam-pitiavana ambony io, sy ny toe-javatra anehoana azy? Mety hanampy anao ireto andinin-teny ireto: Matio 5:43-47; Jaona 15:12, 13; Romana 13:8-10; Efesiana 5:2, 25, 28; 1 Jaona 3:15-18; 4:16-21.

[Fanamarihana ambany pejy]

a Navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara