Fampandrenesana
● Zavatra atolotra amin’ny volana Martsa: Vaovao Tsara hahatonga anao ho sambatra. Aprily sy May: famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana.
● Tokony ho voamarin’ny mpiandraikitra prezidà na ny olona iray hotendreny ny kaontin’ny kongregasiona ny 1 Martsa na aorian’io daty io haingana araka izay azo atao. Manaova fampandrenesana amin’ny kongregasiona rehefa vita izany.