Fampandrenesana
● Zavatra atolotra amin’ny volana May: Famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana sy Réveillez-Vous!. Jona: “Ho tonga anie ny Fanjakanao”. Jolay sy Aogositra: Izay bokikely rehetra 32 pejy, afa-tsy ny bokikely Ny Sekoly.
● Eken’ny fikambanana izao ny fanontana pirinty indray Ny Tilikambo Fiambenana nakambana ho boky iray (Volume relié) amin’ny fiteny ESPANIOLA tamin’ny taona alalan’ny kongregasiona ao amin’ny taratasy fanafarana boky manaraka. Koa satria hatonta pirinty indray mandeha ihany ireo gazety nakambana ho boky ireo, dia mampirisika ny rehetra izahay mba handinika amim-pitandremana tsara izay ilainy. Aza hadinoina aza fady fa anisan’ny fangatahana zavatra manokana izy ireny.
● Hisy famintinana ny fianarana Ny Tilikambo Fiambenana ho amin’ny herinandro hatao ao amin’ny fandaharan’ny fivoriamben’ny distrika “Ireo tia fahafahana”. Amin’izany fomba izany, ireo rahalahy dia tsy ho diso anjara amin’ny sakafo ara-panahy voalahatra ho amin’ny herinandro izay anatrehany. Ampirisihana ny rehetra mba hanaraka miaraka amin’ny mpandahateny ao amin’ny gazetiny manokana Ny Tilikambo Fiambenana. Amin’ny ankamaroan’ny toe-javatra, dia afaka manao ny fianarana ny bokiny tsy miova ny kongregasiona mandritra ny tapany voalohany amin’ny herinandro hanaovana ny fivoriambe.
● Zavatra vita an-tsoratra ao aminˈny tahiry:
- Annuaire 1991 (frantsay)
- Ny fahatanoranao ... (malagasy)