FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/91 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 9/91 p. 3

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny: Septambra: Ny boky Tsy mahay mandainga amin’ny sarany 450 FMG, na ny boky Fiadanana sy filaminana amin’ny sarany 300 FMG. Azo atao ny manolotra azy roa miaraka amin’ny sarany 750 FMG. Oktobra: Famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana na amin’ny Réveillez-vous! na amin’izy roa miaraka. Novambra: Ny boky Vaovao tsara hahatonga anao ho sambatra amin’ny sarany 800 FMG.

◼ Tokony hanamarina ny toe-bolan’ny kongregasiona amin’ny 1 Septambra na aorian’izany haingana araka izay azo atao ny mpiandraikitra prezidà na ny olona iray notendreny.

◼ Tahiry ao amin’ny Sampana: Volumes reliés Ny Tilikambo Fiambenana, La Tour de Garde, Réveillez-vous!

◼ Fanitsiana: Aza fady mba ampidiro ao amin’ny bokinareo ireto fanitsiana ireto:

Boky Hiaina mandrakizay, pejy faha-38, fehintsoratra faha-11, andalana faha-15, ny hoe “karazan’olona manao ahoana Andriamanitra” dia tokony hosoloana hoe “karazana persona manao ahoana Andriamanitra”.

Boky Tafaray ao amin’ny fanompoam-pivavahana, pejy faha-167, fehintsoratra faha-13, andalana faha-4, ny hoe “Izy ireo dia namela ny politika” dia tokony hosoloana hoe “Izy ireo dia tsy namela ny politika”.

Ny Tilikambo Fiambenana, 1 Aprily 1991, pejy faha-4, tsanganana voalohany, andalana faha-22, ny hoe “maherin’ny 4 arivo tapitrisa” dia tokony hosoloana hoe “maherin’ny 4 tapitrisa”.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara