FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/91 p. 13
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 11/91 p. 13

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny: Novambra: Ny boky Vaovao tsara hahatonga anao ho sambatra amin’ny sarany 800 FMG. Desambra: Ilay lehilahy niavaka indrindra teto an-tany amin’ny sarany 3 000 FMG.

◼ Manomboka amin’ny herinandron’ny 25 Novambra 1991, dia hanomboka hianatra ny bokikely Tokony hino ny Trinite ve ianao? (tiMG) isika amin’ny Fianarana ny bokin’ny Kongregasiona. Ho hitanareo ao amin’ny takelaka fanampiny miaraka amin’ity Ny Fanompoantsika ilay Fanjakana volana Novambra 1991 ity ireo fanontaniana mifandray amin’izany fianarana izany.

◼ Noho ny tsy fiasan’ny paositra hatramin’izao, dia mbola misy filazana asa tsy voaray. Koa iangaviana ireo kongregasiona tsy afaka mandefa iraka hitondra ny filazana asany atỳ amin’ny Betela mba hanome izany an-telefaonina. Izao no nomeraon’ny telefaonin’ny Betela: (Antananarivo) 448 37.

◼ Fanitsiana: Ao amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 1 Aprily 1991 p. 22 ¶13 andalana faha-13, dia hampiana hoe “ataony.” ao aorian’ny hoe “tsy maintsy”.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara