FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/93 p. 3
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 2/93 p. 3

Vaovao Teokratika

Bosnie-Herzégovine: Nisy entana fanampiana sasany noraisina avy tamin’ireo rahalahy any Aotrisy sy Croatie. Mpitory maro be anefa no nandositra an’izany faritra rotidrotiky ny ady izany.

Fidji: Ireo fandaharana tamin’ny fivoriambe manokana dia natrehin’ny olona 3 890, izany hoe avo roa heny mahery noho ny isan’ny mpitory 1 404 namerina filazana asa tamin’ny Septambra.

Japana: Tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 172 512 tamin’ny Septambra.

La Réunion: Ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 2 113 tamin’ny Septambra dia nahitana tampon’isa vaovao tamin’ny fiverenana mitsidika sy fampianarana Baiboly koa.

Niger: Faly ireo rahalahy nanomboka ny taom-piasana vaovao tamin’ny tampon’isa vaovao amin’ny mpitory 169 sy fiverenanana mitsidika 3 252.

Swaziland: Tratra ny tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 1 543 tamin’ny Septambra, ary nahavita antsalan’ora 13,8 ireo mpitorin’ny kongregasiona teny amin’ny asa fanompoana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara