FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/10 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 3/10 p. 4

Fampandrenesana

◼ Martsa: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly, na dia efa manana an’io boky io aza ny tompon-trano. Aprily sy Mey: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Rehefa miverina mitsidika ny olona liana ianao, dia tsidiho koa ireo nanatrika Fahatsiarovana sy/na fandaharana hafa, nefa mbola tsy tena miaraka amin’ny fiangonana. Miezaha hametraka ny boky Ampianarina. Ataovy tanjona ny hanomboka fampianarana Baiboly amin’io boky io. Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? na Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana.

◼ Tokony hozaraina avy hatrany Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!, rehefa voarain’ny fiangonana. Ho afaka hamaky azy ireo ny mpitory amin’izay, alohan’ny hametrahana azy eny amin’ny saha.

◼ Hatao ny talata 30 Martsa 2010 ny Fahatsiarovana. Ny hira 8 sy 109 ao amin’ny fihirana vaovao no hampiasaina amin’io. Raha talata ny andro fivorianareo, dia tokony hovana andro hafa. Raha tsy misy andro hafa azo anaovana an’ilay fivoriana satria fiangonana maromaro no mivory ao amin’ilay Efitrano Fanjakana, dia azo foanana izy io. Azo ampidirina amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana amin’ny fotoana hafa ny anjara sasany ilain’ny fiangonanareo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara