FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/11 p. 8
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 10/11 p. 8

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Oktobra: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Omeo an’ilay taratasy mivalona hoe Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? izay olona liana. Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly. Novambra: Bokikely Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly? Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Raha misy ankizy ao amin’ilay trano, dia azo atolotra Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly, na ny boky Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe. Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly dieny eo am-pitoriana. Raha efa manana boky ilay olona nefa tsy manaiky hianatra Baiboly, dia omeo gazety tranainy izy na bokikely mety hahaliana azy.

◼ Zavatra vaovao misy:

Nampiseho ny Finoany ny Vavolombelon’i Jehovah—Fizarana Faharoa: Nampamirapiratra ny Hazavana Izy Ireo—DVD (dvfa2-DVA) anglisy, frantsay

Nampiseho ny Finoany ny Vavolombelon’i Jehovah—Fizarana Faharoa: Nampamirapiratra ny Hazavana Izy Ireo—DVD (dvfa2-DVC) malagasy

Mihainoa An’Andriamanitra (ld) anglisy, frantsay, malagasy

Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao (ll) anglisy, frantsay, malagasy

Mihirà ho An’i Jehovah—Raki-kira 2 (cdsnv2) anglisy, malagasy

Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Voalohany (yp1) anglisy, frantsay, malagasy

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara