FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/12 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
km 3/12 p. 4

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Martsa: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly dieny eo am-pitoriana. Raha efa manana boky ilay olona, nefa tsy manaiky hianatra Baiboly, dia omeo gazety tranainy izy na bokikely mety hahaliana azy. Aprily sy Mey: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Raha liana ilay olona, dia omeo an’ilay taratasy mivalona hoe Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, rehefa mitsidika olona liana. Anisan’izany ireo nanatrika Fahatsiarovana na fandaharana hafa, nefa mbola tsy tena miaraka amin’ny fiangonana. Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly dieny eo am-pitoriana. Raha efa manana boky ilay olona, nefa tsy manaiky hianatra Baiboly, dia omeo gazety tranainy izy na bokikely mety hahaliana azy.

◼ Hatao ny alakamisy 5 Aprily 2012 ny Fahatsiarovana. Raha mivory alakamisy ny fiangonanareo, dia ovao andro hafa ny fivoriana. Raha tsy maintsy foanana ilay fivoriana, dia azo ampidirina amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana amin’ny fotoana hafa izay anjara tena ilain’ny fiangonanareo.

◼ Hampiasaina amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana tsy ho ela ilay DVD hoe Ahoana no Hahazoako Tena Namana? sy ilay hoe Inona no Hataoko eo Amin’ny Fiainana? Tokony hanafatra an’ireo haingana izay mila izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara