Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Faly isika nahazo tampon’isa vaovao tamin’ny volana Mey. Nahatratra 26 293 ny mpitory ary 3 749 ny mpisava lalana maharitra. Misaotra an’i Jehovah isika fa mitahy antsika izy ary misaotra anareo koa fa tena mazoto manompo ianareo.