Fampandrenesana
◼ Zavatra atolotra amin’ny Novambra sy Desambra: Afaka manolotra iray amin’ireto taratasy mivalona ireto ny mpitory: Ankafizo ny Fiainam-pianakaviana, Fiainam-piadanana ao Amin’ny Tontolo Vaovao, Hifarana Tsy ho Ela ny Fijaliana Rehetra!, Ho Tafita Velona ve Ity Tontolo Ity?, Iza Marina no Manapaka Ity Tontolo Ity?, Iza moa i Jehovah?, Jesosy Kristy—Iza moa Izy?, Manana Fanahy Tsy Mety Maty ve Ianao?, Manantena Inona ny Olon-tiana Nodimandry?, na Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? Raha liana ilay olona, dia miezaha hanomboka fampianarana Baiboly amin’ny boky Ampianarina, na amin’ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao. Janoary sy Febroary: Afaka manolotra iray amin’ireto bokikely 32 pejy ireto ny mpitory: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Ho Sambatra Ianao Raha Manana ny Tena Finoana (natao ho an’ny Silamo), Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? (natao ho an’ireo mino ny evolisiona), Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly amin’ny boky Ampianarina, rehefa miverina mitsidika. Na raha tsy mifanaraka amin’izay ilain’ilay olona io boky io, dia ampiasao ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao.
◼ Azo alaina ao amin’ny Internet, ao amin’ny jw.org:
“Tantara Manome Fanantenana” (Tantara henoina ao amin’ny Internet, iarhp-MG) malagasy
◼ Zavatra vaovao misy:
Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2006 (dx06) malagasy
Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah? (jl) anglisy, frantsay, malagasy, tankarana, vezo
‘Mandehana Amin’ny Finoana fa Tsy Amin’ny Hitan’ny Maso’—DVD (dvwf) anglisy, frantsay, malagasy, sinoa notsorina
Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao—DVD (dvll-TTM) tenin’ny tanana malagasy
Vaovao Tsara Natao ho Anao! (fg) anglisy, frantsay, malagasy, tandroy, tankarana, vezo