FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/13 p. 4
  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 6/13 p. 4

Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Vita tamin’ny 13 Janoary 2013 ny Sekoly Ara-baiboly ho An’ny Mpivady Kristianina, kilasy voalohany. Mpivady 12 no nahazo diplaoma. Hanokatra faritany any Jangana, akaikin’i Betroka, sy any Fidirana ary any Belo sur Mer, akaikin’i Morondava, ny mpivady telo amin’izy ireo. Niisa 27 136 ny mpitory tamin’ny volana Desambra, ary tampon’isa vaovao izany. Isaorana isika rehetra noho izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara