FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/13 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 9/13 p. 4

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Septambra sy Oktobra: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Novambra: Taratasy mivalona Vaovao Momba Ilay Fanjakana. Raha liana ilay olona, dia omeo boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, ary miezaha hanomboka fampianarana. Desambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na iray amin’ireto taratasy mivalona ireto: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina?, ary Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any? Miezaha hanomboka fampianarana.

◼ Hatao ny herinandron’ny 21 Aprily ny lahateny manokana amin’ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana 2014. Holazaina any aoriana ny lohateniny. Hanao an’ilay lahateny manokana ny herinandro manaraka an’io, ireo fiangonana hotsidihin’ny mpiandraikitra ny faritra na hanatrika fivoriambe amin’ny faran’io herinandro io. Tsy tokony hatao alohan’ny 21 Aprily io lahateny io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara