Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Faly izahay mampandre anareo fa tena nandroso be ny asantsika teto Madagasikara. Lasa 37 ny isan’ny faritra nanomboka tamin’ny Septambra 2015, satria nisy faritra vaovao 4.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.