FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Febroary p. 7
  • 29 Febroary–6 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 29 Febroary–6 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Febroary p. 7

29 Febroary–6 Martsa

ESTERA 1-5

  • Hira 86 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Vonona Hiaro ny Vahoakan’Andriamanitra i Estera”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Estera.]

    • Es 3:5-9: Nanao tetika i Hamana mba hamonoana ny vahoakan’Andriamanitra rehetra (ia 131 § 18-19)

    • Es 4:11–5:2: Tena nanam-pinoana i Estera, ka nandeha ihany na dia natahotra ny ho faty aza (ia 125 § 2; 134 § 24-26)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Es 2:15: Ahoana no ahitana fa nahalala onony sady nahafehy tena i Estera? (w06 1/3 9 § 7)

    • Es 3:2-4: Nahoana i Mordekay no tsy nety niankohoka teo anatrehan’i Hamana? (ia 131 § 18)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Es 1:1-15 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Atolory ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Olona nandray ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra no tsidihina. Diniho ny pejy 2-3. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Olona nandray ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra no ampianarina. Ampiasao ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, pejy 4-5, mba hanombohana fampianarana. (km 7/12 2-3 § 4)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 71

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (10 min.)

  • Tsapanao ve fa Mahasoa Anao Ilay Fivoriana Vaovao?: (5 min.) Fiaraha-midinika. Inona no itiavanao an’izao fivoriana vaovao izao sy ny Tari-dalana ho An’ny Fivoriana? Ampirisiho ny rehetra hanomana tsara, mba handray soa be dia be.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 10 § 1-11, efajoro “Firy Taona Marina Ilay Hain-tany Tamin’ny Andron’i Elia?” (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 149 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara