FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Martsa p. 4
  • 14-20 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Martsa p. 4

14-20 Martsa

JOBA 1-5

  • Hira 89 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Tsy Nivadika i Joba na Niaritra ny Mafy Aza”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Joba.]

    • Jb 1:8-11: Nolazain’i Satana fa mody manompo an’i Jehovah fotsiny i Joba satria misy zavatra tadiaviny (w11 15/5 17 § 6-8; w09 15/4 3 § 3-4)

    • Jb 2:2-5: Ny olona rehetra mihitsy no nolazain’i Satana fa tsy te hanompo an’i Jehovah raha tsy tambatambazana zavatra (w09 15/4 4 § 6)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Jb 1:6; 2:1: Iza avy no navela hankeo anatrehan’i Jehovah? (w06 15/3 13 § 6)

    • Jb 4:7, 18, 19: Inona ny hevi-diso nolazain’i Elifaza tamin’i Joba? (w14 15/3 13 § 3; w05 15/9 26 § 4-5; w95 15/2 27 § 5-6)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Jb 4:1-21 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: wp16.2, fonony: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (2 min. na latsaka)

  • Fiverenana Mitsidika: wp16.2, fonony: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. (4 min. na latsaka)

  • Fampianarana Baiboly: fg lesona 2 § 2-3 (6 min. na latsaka)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 88

  • Eh! Aza Maditra Hoatran’ireny!: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Eh! Aza Maditra Hoatran’ireny! (Jereo ny jw.org/mg, eo amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA.) Fanontaniana: Inona avy ny fakam-panahy mahazo ny ankizy any am-pianarana? Ahoana no azon’izy ireo ampiharana ny toro lalana ao amin’ny Eksodosy 23:2? Inona ny zavatra efatra azon’ny ankizy atao, mba ho vitany ny handa rehefa misy mitarika azy haditra? Asao ny tanora hitantara zavatra mampahery efa niainany.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 11 § 1-11 (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 149 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara