FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Septambra p. 5
  • 19-25 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 19-25 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Septambra p. 5

19-25 Septambra

SALAMO 135-141

  • Hira 59 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mahatalanjona ny Fomba Nanaovana Antsika”: (10 min.)

    • Sl 139:14: Vao mainka isika hankasitraka an’i Jehovah raha mandinika ny zavaboary (w07 15/6 21 § 1-4)

    • Sl 139:15, 16: Hita avy amin’ny sela sy ny fototarazontsika fa hendry sy mahery i Jehovah (w07 15/6 22-23 § 7-11)

    • Sl 139:17, 18: Miavaka ny olombelona satria mahay miteny sy mieritreritra (w07 15/6 23 § 12-13; w06 1/9 16 § 8)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Sl 136:15: Inona no lazain’io andininy io nefa tsy resahin’ilay fitantarana ao amin’ny Eksodosy? (it “Fanafahana ny Israelita avy Tany Ejipta”: “‘Nivaingana’ ny rano” § 3)

    • Sl 141:5: Inona no neken’i Davida Mpanjaka? (w15 15/4 31 § 1)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 139:1-24

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.5 16

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.5 16: Asao hivory ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) fg lesona 8 § 8: Ampio ilay mpianatra hampihatra izay ianarany.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 57

  • “Halaviro Ireto Fandrika Ireto Rehefa Mampianatra Baiboly”: (15 min.) Iaraho midinika ilay lahatsoratra. Avy eo dia alefaso ilay video misy fizarana roa, izay mampiseho ny fomba fampianatra tsy mety sy mety. Boky Ampianarina pejy 29, fehintsoratra 7 no ampiasaina. Tokony hanaraka ao amin’ny bokiny ny mpitory. Ampahatsiahivo ireo mpianatra manana anjara fa hahavita ny anjarany aloha kokoa izy ireo, raha miala amin’ireo fandrika ireo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana sy toko 1 § 1-10

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 30 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara