FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Desambra p. 2
  • 5-11 Desambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 5-11 Desambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Desambra p. 2

5-11 Desambra

ISAIA 1-5

  • Hira 107 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Andao Isika Hiakatra ho any An-tendrombohitr’i Jehovah”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Isaia.]

    • Is 2:2, 3: Ny fivavahana marina no tiana holazaina amin’ilay hoe “tendrombohitra misy ny tranon’i Jehovah” (ip-1 38-42 § 6-11; ip-1 45 § 20-21)

    • Is 2:4: Tsy mianatra ady intsony ny mpanompon’i Jehovah (ip-1 46-47 § 24-25)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Is 1:8, 9: Nahoana no lazaina fa “nilaozana toy ny trano rantsankazo eny an-tanimboaloboka” i Ziona zanakavavy? (w06 1/12 8 § 5)

    • Is 1:18: Inona no dikan’ilay tenin’i Jehovah hoe: “Avia hifandamina isika”? (w06 1/12 8 § 6; it “Fampihavanana”: “Dingana ilaina hatao” § 1)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 5:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory hamorona fomba fitory mety aminy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 139

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (7 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 32 § 3–34 § 1). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • “Hatsarao ny Fanompoanao: Miezaha Hanohina ny Fo Rehefa Mampianatra Amin’ny Boky ‘Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra’”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Ampirisiho hampihatra ny voalazan’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 261-262, ireo manana anjara amin’ny Fampianarana Baiboly amin’ity volana ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 5 § 1-9

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 154 sy Vavaka

    Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao atao ilay hira vaovao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara