FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Martsa p. 2
  • 6-12 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6-12 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Martsa p. 2

6-12 Martsa

JEREMIA 1-4

  • Hira 23 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Momba Anao Aho, mba Hanafaka Anao”: (10 min.)

    • [Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Jeremia.]

    • Je 1:6: Nisalasala ny hanaiky an’ilay fanendrena vaovao azony i Jeremia (w11 15/3 29 § 4)

    • Je 1:7-10, 17-19: Nampanantena i Jehovah hoe hanampy sy hanome hery an’i Jeremia (w05 15/12 23 § 18; jr 88 § 14-15)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 2:13, 18: Inona ny zava-dratsy roa nataon’ireo Israelita nivadika? (w07 15/3 9 § 8)

    • Je 4:10: Nahoana no lazaina hoe “namitaka” ny vahoakany i Jehovah? (w07 15/3 9 § 4)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 4:1-10

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 149

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Martsa ity.

  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fahatsiarovana Manomboka ny 18 Martsa: (8 min.) Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana, miorina amin’ny Tari-dalana ho An’ny Fivoriana, Febroary 2016, pejy 8. Omeo fanasana Fahatsiarovana iray avy ny mpanatrika, ary resaho ny votoatiny. Lazao ny fandaharana ataon’ny fiangonana mba hamitana ny faritany.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 9 § 10-15 sy ny tabilao “Isan’ny Fampianarana Baiboly”, ny efajoro hoe “Tsy Misy Zavatra Tsy Hain’i Jehovah” ary ny hoe “Ny Vitsy ho Lasa Arivo”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 74 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara