FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Martsa p. 4
  • 20-26 Martsa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 20-26 Martsa
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Martsa p. 4

20-26 Martsa

JEREMIA 8-11

  • Hira 117 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Mila ny Tari-dalan’i Jehovah ny Olona Raha Te Hahomby”: (10 min.)

    • Je 10:2-5, 14, 15: Andriamani-diso ny andriamanitr’ireo firenena (it “Kôkômbra” § 4)

    • Je 10:6, 7, 10-13: Tsy toy ny andriamanitr’ireo firenena i Jehovah, fa izy irery no tena Andriamanitra (w04 1/10 11 § 10)

    • Je 10:21-23: Tsy hahomby izay olona tsy manaiky ny tari-dalan’i Jehovah (w15 1/9 15 § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 9:24: Inona no azontsika ireharehana? (w13 15/1 20 § 16)

    • Je 11:10: Nahoana i Jeremia no mbola nanameloka ny fanjakan’ny foko folo tany avaratra, nefa efa rava tamin’ny 740 T.K. i Samaria? (w07 15/3 9 § 2)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 11:6-16

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Fanasana amin’ny Fahatsiarovana sy matoan-dahatsoratra wp17.2: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Fanasana amin’ny Fahatsiarovana sy matoan-dahatsoratra wp17.2: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) ld p. 4-5 (Afaka mifidy izay sary tiany hasongadina ny tompon’anjara.): Asao hanatrika Fahatsiarovana ilay olona.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 101

  • “Ahoana no Ampiasana ny Bokikely Mihainoa An’Andriamanitra?”: (15 min.) Iaraho midinika mandritra ny dimy minitra aloha ilay lahatsoratra. Alefaso avy eo ilay video mampiseho mpitory mampianatra amin’ilay bokikely (pejy 8-9), ary iaraho midinika. Mihainoa An’Andriamanitra no ampiasain’ilay mpianatra, fa Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao ny an’ilay mpitory. Asao ny mpanatrika hanaraka ao amin’ny bokikely Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 10 § 1-7 sy “Fizarana 3—Ny Lalàna ao Amin’ilay Fanjakana: Mankatò ny Lalàn’Andriamanitra Isika”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 35 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara