FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Martsa p. 6
  • 27 Martsa–2 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 27 Martsa–2 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Martsa p. 6

27 Martsa–2 Aprily

JEREMIA 12-16

  • Hira 135 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nanadino An’i Jehovah ny Israelita”: (10 min.)

    • Je 13:1-5: Nankatò an’Andriamanitra i Jeremia, ka nanafina an’ilay fehikibo vita tamin’ny lamba rongony na dia tsy mora taminy aza izany (jr 51 § 17)

    • Je 13:6, 7: Nandeha lavitra be i Jeremia rehefa niverina naka an’ilay fehikibo. Hitany fa simba ilay izy (jr 52 § 18)

    • Je 13:8-11: Nanazava i Jehovah fa ho simba toa an’ilay fehikibo ny fifandraisany tamin’ny Israelita, noho izy ireo mafy loha (jr 52 § 19-20; it “Andilana”: “Heviny an’ohatra” § 5)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 12:1, 2, 14: Inona ny fanontanian’i Jeremia, ary ahoana no namalian’i Jehovah azy? (jr 118 § 11)

    • Je 15:17: Inona no porofo fa nahay nifidy namana i Jeremia, ary ahoana no anahafantsika azy? (w04 1/5 11 § 16)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 13:15-27

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Fanasana amin’ny Fahatsiarovana sy video: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Fanasana amin’ny Fahatsiarovana sy video: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Lahateny: (6 min.) w16.03 29-31: Foto-kevitra: Oviana ny Vahoakan’i Jehovah no Babo tao Amin’i Babylona Lehibe?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 139

  • “Ampio ny Ankohonanao mba Tsy Hanadino An’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe “Aoka ho ao Am-ponao Ireto Teny Ireto”: Fanadinadinana Fianakaviana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 10 § 8-11 ary ny efajoro “Iza no Namorona ny Krismasy?” sy ny hoe “Fety Hafa Tsy Tokony Hankalazain’ny Kristianina”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 48 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara