FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Septambra p. 2
  • 4-10 Septambra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 4-10 Septambra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Septambra p. 2

4-10 Septambra

EZEKIELA 42-45

  • Hira 31 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Naverina Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Marina!”: (10 min.)

    • Ezk 43:10-12: Nomena fahitana momba ny tempoly i Ezekiela mba handrisihana an’ireo Jiosy tany an-tsesitany hibebaka. Nanome toky azy ireo koa izy io fa hasandratra indray ny fivavahana marina (w99 1/3 8 § 3; it “Tempoly”: “Tempoly hitan’i Ezekiela tao amin’ny fahitana” § 1)

    • Ezk 44:23: Ny mpisorona no hampianatra ny olona “ny fahasamihafan’ny maloto sy ny madio”

    • Ezk 45:16: Hanohana an’ireo notendren’i Jehovah ho mpiandraikitra ny vahoaka (w99 1/3 10 § 10)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ezk 43:8, 9: Nahoana no lazaina fa nandoto ny anaran’Andriamanitra ny Israely? (it “Anarana”: “Inona no dikan’ny hoe mahalala ny anaran’Andriamanitra?” § 5)

    • Ezk 45:9, 10: Inona foana no takin’i Jehovah amin’izay te hahazo sitraka aminy? (it “Rariny”)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ezk 44:1-9

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “fomba fitory modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 77

  • “Nahoana no Zava-dehibe Aminao ny Fivavahana Marina?” (15 min.) Fiaraha-midinika.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 17 § 10-18

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 97 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara