FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Febroary p. 2
  • 5-11 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 5-11 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Febroary p. 2

5-11 Febroary

MATIO 12-13

  • Hira 27 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Fanoharana Momba ny Vary sy ny Tsimparifary”: (10 min.)

    • Mt 13:24-26: Namafy voa tsara teny an-tanimbariny ny lehilahy iray, fa ny fahavalony kosa namafy tsimparifary teo amin’ilay izy (w13 15/7 9 § 2-3)

    • Mt 13:27-29: Niara-naniry ny vary sy ny tsimparifary mandra-pahatongan’ny fotoam-pijinjana (w13 15/7 10 § 4)

    • Mt 13:30: Ny tsimparifary aloha no nangonin’ny mpijinja vao ny vary (w13 15/7 12 § 10-12)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 12:20: Inona no tokony hataontsika raha te hangoraka hoatran’i Jesosy isika? (“lahin-jiro manetroka” fanazavana Mt 12:20, nwtstya)

    • Mt 13:25: Tena nisy ve izany hoe olona namafy tsimparifary teny an-tanimbarin’ny olona izany fahiny? (w16.10 32)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 12:1-21

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 22-23 § 10-12

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 68

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (5 min.)

  • “Mahasoa Antsika Ireo Fanoharana Momba Ilay Fanjakana”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Diniho hoe nahoana no tokony hisy vokany amin’ny fanompoana ataontsika ireo fanoharana ireo.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 7

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 10 sy Vavaka

[Fanamarihana ambany pejy]

a Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara