FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Febroary p. 4
  • 12-18 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 12-18 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Febroary p. 4

12-18 Febroary

MATIO 14-15

  • Hira 93 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Olona Vitsy Manome Sakafo Olona Maro”: (10 min.)

    • Mt 14:16, 17: Tsy nanana afa-tsy mofo dimy sy trondro roa ny mpianatra (w13 15/7 15 § 2)

    • Mt 14:18, 19: Nampiasa an’ireo mpianany i Jesosy mba hanomezana sakafo ho an’olona maro be (w13 15/7 15 § 3)

    • Mt 14:20, 21: An’arivony no nandray soa tamin’ny fahagagana nataon’i Jesosy (“ankoatra ny zaza amam-behivavy” fanazavana Mt 14:21, nwtsty; w13 15/7 15 § 1)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mt 15:7-9: Nahoana isika no tsy tokony hihatsaravelatsihy? (“mpihatsaravelatsihy” fanazavana Mt 15:7, nwtsty)

    • Mt 15:26: Inona no mety ho tian’i Jesosy holazaina tamin’ilay hoe “alikakely”? (“zaza ... alikakely” fanazavana Mt 15:26, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mt 15:1-20

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w15 15/9 16-17 § 14-17: Foto-kevitra: Diniho Foana Izay Nataon’i Jesosy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 135

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Miezaha Hinamana Amin’ny Olona Tia An’i Jehovah: (7 min.) Alefaso io video io. Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo. Fanontaniana: Nahoana ianao no tokony hinamana amin’ny olona tia an’i Jehovah? Inona no ianaranao avy amin’izy ireny?

  • “Hajao ny Rainao sy ny Reninao”: (8 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay kisarisary hoe Ahoana no Hahaizako Miresaka Amin’i Dada sy Neny?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 8

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 148 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara