19-25 Aogositra
HEBREO 1-3
Hira 35 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tiavo ny Fahamarinana ary Ankahalao ny Fandikan-dalàna”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Hebreo.]
He 1:8: “Tehim-pahitsiana” no ampiasain’i Jesosy rehefa manjaka (w14 15/2 5 § 8)
He 1:9: Tia ny fahamarinana i Jesosy ary mankahala ny fandikan-dalàna (w14 15/2 4 § 7)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
He 1:3: Nitovy tanteraka tamin’ny an’Andriamanitra foana ve ny maha izy an’i Jesosy hatramin’izay? (it “Endrika, Sary” § 4)
He 1:10-12: Nahoana no nampiharin’ny apostoly Paoly tamin’i Jesosy Kristy ny Salamo 102:25-27? (it “Lanitra”: “Haharitra mandrakizay ny lanitra ara-bakiteny” § 5)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 1:1-14 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 4)
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. Omeo fanasana hanatrika fivoriana ilay olona. Teneno izy avy eo fa tianao haseho azy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (mody asehoy fotsiny fa aza alefa). (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 80
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 101 sy Vavaka