FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Septambra p. 7
  • Matokia fa ho Tafavoaka Ianao na dia Sahirana Ara-bola Aza

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Matokia fa ho Tafavoaka Ianao na dia Sahirana Ara-bola Aza
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Sarobidy Amin’i Jehovah Andriamanitrao Ianao!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2020
  • Tarehy, Tava
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Miezaha Hiandry Foana sy Hiaritra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Hatanjaka Tsara ve ny Finoanao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Septambra p. 7
Nalaina avy tao amin’ilay video hoe “Ataovy Mafy Tsara ny Tranonao: ‘Aoka Ianareo Hianina Amin’izay Efa Eo.’ ” Sary: 1) Ángel mamaky Baiboly. 2) Lester sy ny vadiny miara-mamaky Baiboly.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Matokia fa ho Tafavoaka Ianao na dia Sahirana Ara-bola Aza

Be dia be ny olana amin’izao andro farany izao, ary vao mainka izany hitombo arakaraka ny hanatonan’ny farany. Mety hisy fotoana àry tsy ho ampy ny zavatra sasany ananantsika. (Ha 3:16-18) Inona no hanampy antsika hatoky hoe ho tafavoaka isika na dia sahirana ara-bola aza? Matokia an’i Jehovah Andriamanitra foana. Efa nampanantena mantsy izy hoe hikarakara ny mpanompony sady mahavita manome izay ilaintsika na manao ahoana na manao ahoana zavatra iainantsika.​—Sl 37:18, 19; He 13:5, 6.

Izao atao:

  • Mitalahoa amin’i Jehovah mba hanome anao tari-dalana sy fahendrena ary mba hampiany. ​—Sl 62:8

  • Aza miavona asa na dia mbola tsy nataonao mihitsy aza ilay izy.​—g 1/10 8-9, efajoro

  • Manaova foana zavatra ara-panahy, ohatra hoe mamaky ny Tenin’Andriamanitra isan’andro, manatrika ny fivoriana rehetra, ary mandray anjara amin’ny fanompoana

JEREO ILAY VIDEO HOE ATAOVY MAFY TSARA NY TRANONAO: “AOKA IANAREO HIANINA AMIN’IZAY EFA EO.” VALIO IRETO AVY EO:

  • Inona ny olana atrehin’ny fianakaviana sasany?

  • Inona no zava-dehibe indrindra eo amin’ny fiainana?

  • Inona no azontsika atao mba hanampiana an’izay sahirana ara-bola?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara