Azo Jerena ao Amin’ny JW.ORG
TAHAFO NY FINOANY
“Tsy Hanaiky Hivadika Mihitsy Aho”
Nahoana no afaka manampy antsika ny tantaran’i Joba rehefa miatrika olana lehibe isika, na loza, na fitsapam-pinoana hafa?
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > FINOANA AN’ANDRIAMANITRA > TAHAFO NY FINOANY.)
NISY NAMORONA VE?
Ny Fahaizan’ny Alika Mamantatra Fofona
Nahoana ny fahaizan’ny alika mamantatra fofona no tian’ny mpahay siansa halaina tahaka?
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > SIANSA & BAIBOLY > NISY NAMORONA VE?)