FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w23 Novambra p. 1-32
  • Gazety Fianarana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gazety Fianarana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
w23 Novambra p. 1-32
Ezra sy ny Israelita hafa, mitomany ao amin’ny tempoly. Sekania manampy an’i Ezra hitsangana.

Gazety Fianarana

NOVAMBRA 2023

LAHATSORATRA HIANARANA NY: 8 JANOARY–4 FEBROARY 2024

© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.

Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina​—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.

SARY EO AMIN’NY FONONY:

Ezra mitomany sy mivavaka ao amin’ny tempoly, satria kivy noho ny fahotan’ny vahoaka. Mitomany koa ny vahoaka. Mampionona an’i Ezra i Sekania avy eo ka manome toky azy hoe: ‘Mbola misy fanantenana ihany ho an’ny Israely. Manohana anao izahay.’​—Ezra 10:2, 4 (Lahatsoratra Fianarana 48, fehintsoratra 17)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara