FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w25 Novambra p. 32
  • Ampiasao Ilay “Fanomezana Ara-panahy”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ampiasao Ilay “Fanomezana Ara-panahy”
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
  • Mitovitovy Aminy
  • Mifampahereza Foana “Isan’andro”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Te Hanome ny Tsara Indrindra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
  • Nahoana no Tena Sarobidy Ilay Fanomezana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2017
  • Fahaiza-mambabo Olona — Dera ho An’ny Olona sa Voninahitra ho An’Andriamanitra?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
w25 Novambra p. 32

TENY AVY AO AMIN’NY BAIBOLY

Ampiasao Ilay “Fanomezana Ara-panahy”

Tiantsika rehetra ny mifampahery amin’ny rahalahy sy anabavintsika. Tsy ampy anefa ilay hoe miaraka eny. Antsoin’ny Baiboly hoe “fanomezana ara-panahy” ilay hoe mifampahery. (Rom. 1:11, 12) Ahoana àry no ampiasantsika tsara an’io fanomezana io?

Miezaha hampahery amin’izay lazainao. Rehefa manome valin-teny, ohatra, ianao, dia aza miresaka be loatra momba ny hevitrao na ny fiainanao. Resaho kosa izay nianaranao momba an’i Jehovah sy ny Teniny ary ny mpanompony. Rehefa miresadresaka amin’ny mpiara-manompo koa ianao, dia zavatra mampahery resahina.

Miezaha hampahery amin’izay ataonao. Misy, ohatra, manapa-kevitra hoe tsy hiala amin’ny fanompoana manontolo andro na dia miatrika olana aza. Ny hafa indray manatrika fivoriana andavanandro foana, na dia be asa aza, na manana aretina mitaiza.

Mampahery ny hafa ve izay lazainao sy ataonao? Voamarikao koa ve izay ataon’ny hafa sy izay lazainy mba hampaherezana anao?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara