FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g97 8/9 p. 30
  • Avy Amin’ny Mpamaky

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avy Amin’ny Mpamaky
  • Mifohaza!—1997
  • Mitovitovy Aminy
  • Miahy ny Marenina Andriamanitra
    Foto-kevitra Hafa
  • Asehoy fa Tianao Ireo Rahalahy sy Anabavy Marenina!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • ‘Mampamirapiratra ny Tavany Amin’izy Ireo i Jehovah’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—1999
Hijery Hafa
Mifohaza!—1997
g97 8/9 p. 30

Avy Amin’ny Mpamaky

Tari-dalana Tena nankafiziko tokoa ilay lahatsoratra hoe “Ny Fiheveran’ny Baiboly: Ny Tari-dalan’iza no Azonao Itokiana?” (8 Novambra 1996). Tena nampionona sy nampahery ahy izy io. Toy ny olon-kafa maro be, dia diso fanantenana aho tamin’ny lasa rehefa tsy nanome ahy ny tari-dalana nantenaiko ireo nianteherako hanome izany. Nampanganohano tsotra izao ny ranomasoko ilay fanoharana momba ny zaza iray mihazona ny tanan-drainy. Manafana ny fo aoka izany ny mahafantatra fa milaza i Jehovah ao amin’ny Isaia 41:13 hoe ‘hihazona ny tanan’ny’ olony izy.

M. S., Etazonia

Fito ambin’ny folo taona aho ary vao avy nahita olana maro tato ho ato. Nilaza tamiko ny namana iray mba hivavaka sy hamaky zavatra ara-panahy. Taorian’ny namakiako ilay lahatsoratra hoe “Ny Tari-dalan’iza no Azonao Itokiana?”, dia nanapa-kevitra aho ny tsy hamoy fo fa vao mainka hihazona mafy kokoa ny tanan’ilay Raiko any an-danitra!

C. G., Etazonia

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara