Loha Hevitra ato Anatiny
Novambra 2008
Fahombiazana?—Ahoana no Hahitanao
Mihevitra ny olona maro fa mahomby izy ireo raha manana laza, harena, na fahefana. Ny olona toy izany ve anefa no tena mahomby? Ho hitanao ao amin’io lahatsoratra io fa afaka ny hahita fahombiazana ny rehetra.
4 Aiza no Hahitantsika Tari-dalana?
11 Tsy Voatery Hodidiana Ianao vao ho Hita ny ao Anatinao
15 ‘Mampiditra Kofehy Amin’ny Vodifanjaitra’
24 Lamasinina Tsy Misy Kodiarana
29 Any Okinawa ve ny Fanafody Mahela Velona?
32 Lasa Mahafa-po Kokoa ny Fiainan’izy Ireo
Eken’Andriamanitra ve ny Fampiasana Sapile? 18
Olona an-tapitrisany no mampiasa sapile sy mamerimberina vavaka. Ao ireo mitonona ho Kristianina ary ao ireo tsy Kristianina. Ahoana no fiheveran’Andriamanitra izany?
Fa Nankaiza Daholo ny Trondro? 20
Mampanahy ny hoavin’ireo orinasa lehibe mpamokatra sakafo, noho ny fanjonoana mihoa-pampana. Inona no nahatonga izany zavatra mampalahelo izany? Misy azo atao ve mba hanarenana izany?
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
© Janis Miglavs/DanitaDelimont.com