Loha Hevitra ato Anatiny
Novambra 2013
© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.
AO AMIN’NY INTERNET
TANORA
Jereo ny fanontaniana fametraky ny tanora, sy ny valiny avy ao amin’ny Baiboly. Ireto misy ohatra:
• “Mifantoka Be Loatra Amin’ny Bikako ve Aho?”
• “Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko?”
• “Fa Maninona Aho no Lasa Mampijaly Tena?”
Azo jerena amin’ny teny vahiny ilay video hoe “Ny Hevitry ny Tanora toa Anao Momba ny Fangatahana Andro.”
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA)
ANKIZY
Vakio ireo tantara an-tsary. Ampiasao izany mba hanampiana ny zanakao hahalala kokoa an’ireo olona ao amin’ny Baiboly sy ny toro lalana ao.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY)