Loha Hevitra ato Anatiny
Mey 2014
© 2014 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
MATOAN-DAHATSORATRA
Adin-tsaina Foana ve no Iainanao?
PEJY 4-7
12 Fanenjehana Mpamosavy Tany Eoropa
16 Izany fa ‘Miantsoantso ny Fahendrena’! Henonao Ve?
AO AMIN’NY INTERNET
TANORA
Jereo ny fanontaniana fametraky ny tanora, sy ny valiny avy ao amin’ny Baiboly. Ireto misy ohatra:
• “Mba Matotra Ihany ve Izaho Ity?”
• “Efa Mahazo Mampiaraka ve Aho?”
• “Inona no Ataoko fa Nisaraka i Dada sy Neny?”
Azo jerena amin’ny teny vahiny koa ilay video hoe: Ny Hevitry ny Tanora toa Anao Momba ny Bika Aman’endrika.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA)
ANKIZY
Vakio ireo tantara an-tsary. Ampiasao izany mba hanampiana ny zanakao hahalala kokoa an’ireo olona ao amin’ny Baiboly sy ny toro lalana ao.
(Jereo ao amin’ilay hoe FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > ANKIZY)