FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g21 No. 1 p. 3
  • Torohevitra Manampy eo Amin’ny Fiainana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Torohevitra Manampy eo Amin’ny Fiainana
  • Mifohaza!—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2021
  • Momba ny Fahasambarana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Tanàn-dehibe Afrikanina Ihaonan’ny Atsinanana sy ny Andrefana
    Mifohaza!—2001
  • Ny Fomba Hahitana ny Tena Fahasambarana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
Hijery Hafa
Mifohaza!—2021
g21 No. 1 p. 3
Vehivavy karàna mipetrapetraka ao amin’ny fivarotana iray sady mieritreritra ny zavatra vakiny.

Torohevitra Manampy eo Amin’ny Fiainana

“Malahelo aho rehefa mahita zavatra ratsy mitranga, ohatra hoe ady, fahantrana, aretina, ary fampijaliana ankizy. Tsy kivy be intsony anefa aho izao.”​—RANI.a

Nahatsiaro ho sambatra i Rani rehefa nahafantatra hoe afaka manome torohevitra tsara ho antsika ny Mpamorona, izany hoe ilay Andriamanitra Mahery Indrindra. Vakio ny lahatsoratra ato dia ho hitanao hoe manampy antsika ny toroheviny mba...

  • hahasambatra ny fianakaviantsika

  • hahaizantsika mifandray tsara amin’ny hafa

  • ho falifaly sy ho afa-po

  • hahalala hoe nahoana isika no mijaly sy maty

  • hatoky hoe tsy hijaly intsony isika fa ho sambatra

  • hahafantatra ny Mpamorona sy ho lasa namany

Ho hitanao koa hoe tsy natao ho an’olona vitsivitsy ny torohevitra avy amin’ny Mpamorona fa ho an’izay rehetra mitady azy.

a Novana ny anarana ato amin’ity gazety ity.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara