FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ll hevitra 3 p. 8-9
  • Nanao Ahoana ny Fiainana tao Amin’ny Paradisa?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nanao Ahoana ny Fiainana tao Amin’ny Paradisa?
  • Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
  • Mitovitovy Aminy
  • Misy Persona Iray Ambony Noho Isika
    Henoy Ilay Mpampianatra Lehibe
  • Misy Olona Ambony Noho Isika
    Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe
  • Nahoana no Namoy ny Fonenany Izy Ireo
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
  • Inona no Vokany Rehefa Nihaino An’i Satana Izy Ireo?
    Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
Hijery Hafa
Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao
ll hevitra 3 p. 8-9

Fizarana 3

Nanao Ahoana ny Fiainana tao Amin’ny Paradisa?

Nanome zavatra tsara be dia be ho an’i Adama sy Eva i Jehovah. Genesisy 1:28

Rehefa avy nanamboatra an’i Eva i Jehovah, dia nanome azy ho vadin’i Adama

Noforonin’i Jehovah i Eva, ilay vehivavy voalohany. Nomeny an’i Adama izy mba ho vadiny.—Genesisy 2:21, 22.

Nataon’i Jehovah nanana saina sy vatana lavorary izy ireo.

Adama sy Eva, variana mandinika ny zava-misy ao amin’ny Paradisa

Nipetraka tao amin’ny zaridainan’i Edena izy ireo. Paradisa tsara tarehy io toerana io. Nisy renirano sy voankazo ary biby tao.

Niresaka tamin’izy mivady i Jehovah, ary nampianatra azy ireo. Ho niaina mandrakizay tao amin’ilay paradisa teto an-tany izy ireo, raha nihaino azy.

Tsy navelan’Andriamanitra hohanina ny voan’ny hazo iray. Genesisy 2:16, 17

Ilay hazo tsy navelan’i Jehovah nohanin’i Adama sy Eva, tao amin’ny zaridaina

Nikomy tamin’Andriamanitra ny anjely iray. I Satana Devoly io anjely ratsy io.

Satana Devoly, ilay anjely ratsy nampiasa menarana mba hiresahana tamin’i Eva

Nisy hazo iray nasehon’i Jehovah an’i Adama sy Eva. Nilaza i Jehovah fa ho faty izy mivady raha nihinana tamin’ilay hazo.

Tsy tian’i Satana hankatò an’i Jehovah i Adama sy Eva. Nampiasa bibilava àry i Satana mba hilazana tamin’i Eva fa raha mihinana amin’ilay hazo izy, dia tsy ho faty fa hitovy amin’Andriamanitra. Lainga anefa izany.—Genesisy 3:1-5.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara